Tafandry Mandry

Ambondrona

Intro verse 1 Rehefa ariva ny andro, eto fôna aho, rehefa mody ny masoandro, anatitra anao. Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh, ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao. Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava, dia toa za ndray nivika, nialina toa ty no lava. Ka ho fehin'ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouh, hoe tena tia anao, malahelo aho no faly. Mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro, tsy hoe mitalaho na mila vaniny aho, fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy. verse 2 Variana sy sondriana, miandry ilay fotôna, malahelo olon'tiana, tsy ahita teny to môna, Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindôna ouhouh Raiso ny avy ato ampoko ary anie, izao koa tia fôna. fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy. verse 3 Oohooh...Tsy fanahiniko, ny manembona anao alohan'ny andriko... Oohooo...Zay ny faniriana, ho entiko ho nofy, fa tsy andry ny ampitso...

Top songs from Ambondrona
Playground Sessions Course Banner
Did you ever dreamed on playing piano?

Playground Sessions is a revolutionary new way to learn music and play the piano. No more boring courses. The adaptive videos automatically adjust to your skill level. Plus, you’ll receive regular feedback on your progress each week, plus a personal training plan from a professional piano teacher.

Start to play the piano instantly - and have fun doing it!